Eksodosy 38:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary ny volafotsy avy tamin’ireo olona voasoratra anarana teo anivon’ny fiangonana, dia nilanja 100 talenta sy 1 775 sekely, araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina.*
25 Ary ny volafotsy avy tamin’ireo olona voasoratra anarana teo anivon’ny fiangonana, dia nilanja 100 talenta sy 1 775 sekely, araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina.*