Eksodosy 39:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanamboatra efoda+ i Bezalila, ka kofehy volamena, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara no nanaovany azy.
2 Nanamboatra efoda+ i Bezalila, ka kofehy volamena, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara no nanaovany azy.