Eksodosy 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nataon’izy ireo tao anaty tranotranony volamena ireo vato oniksa. Dia nosoratany teo amin’izy ireo ny anaran’ny zanak’i Israely, ka nataony sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.+
6 Ary nataon’izy ireo tao anaty tranotranony volamena ireo vato oniksa. Dia nosoratany teo amin’izy ireo ny anaran’ny zanak’i Israely, ka nataony sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.+