Eksodosy 39:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanamboatra ny saron-tratra+ izy avy eo. Nasiana peta-kofehy hoatran’ilay efoda izy io. Ireto avy no nanaovana azy: Kofehy volamena, kofehy manga, volonondry volomparasy, kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+
8 Nanamboatra ny saron-tratra+ izy avy eo. Nasiana peta-kofehy hoatran’ilay efoda izy io. Ireto avy no nanaovana azy: Kofehy volamena, kofehy manga, volonondry volomparasy, kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+