Eksodosy 39:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Efamira ilay saron-tratra rehefa navalona roa. Dia nataon’izy ireo ilay saron-tratra, ka irain-jehy* ny lavany sy ny sakany rehefa navalona roa ilay izy.
9 Efamira ilay saron-tratra rehefa navalona roa. Dia nataon’izy ireo ilay saron-tratra, ka irain-jehy* ny lavany sy ny sakany rehefa navalona roa ilay izy.