Eksodosy 39:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanao mason-drojo volamena roa izy ireo avy eo, ka nasiany iray avy ny zorony roa ambany tamin’ilay saron-tratra, teo amin’ny sisiny anatiny mifampikasika amin’ny efoda.+
19 Nanao mason-drojo volamena roa izy ireo avy eo, ka nasiany iray avy ny zorony roa ambany tamin’ilay saron-tratra, teo amin’ny sisiny anatiny mifampikasika amin’ny efoda.+