-
Eksodosy 39:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nanao mason-drojo volamena roa hafa koa izy ireo, dia nataony teo anoloana amin’ilay efoda izany, teo ambanin’ireo lamban-tsoroka roa, teo akaikin’ny fitambaran’ny efoda, teo ambonin’ilay fehikibo vita tenona.
-