-
Eksodosy 39:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Teo afovoan’ilay akanjo tsy misy tanany no nisy lavaka hitsofohan’ny loha, hoatran’ny amin’ny akanjo mifono vy. Nasiana sisiny manodidina ilay fitsofohan’ny loha mba tsy ho mora rovitra.
-