-
Eksodosy 39:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary nanao lakolosy kely tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy ireo, ka nataony teny anelanelan’ireo ampongabendanitra. Nasiany daholo ny morontongotr’ilay akanjo tsy misy tanany, teny anelanelan’ireo ampongabendanitra.
-