Eksodosy 39:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary ireto avy no namboarin’izy ireo ho an’i Arona sy ny zanany lahy: Akanjo lava nataon’ny mpanenona tamin’ny rongony tena tsara;+
27 Ary ireto avy no namboarin’izy ireo ho an’i Arona sy ny zanany lahy: Akanjo lava nataon’ny mpanenona tamin’ny rongony tena tsara;+