30 Farany, dia nataon’izy ireo tamin’ny volamena tsy misy fangarony ilay takelaka mamirapiratra, dia ilay famantarana masina hoe voatokana izy. Nasiany soratra teo amin’ilay izy hoe: “An’i Jehovah ny fahamasinana.”+ Nataony sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.