Eksodosy 39:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia nentin’izy ireo tany amin’i Mosesy ny tranolay masina+ niaraka tamin’ny lamban’ilay izy+ sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy: Ny faraingo kely,+ ny rafitra,+ ny barany,+ ny andry sy ny faladiany hitsatohany;+
33 Dia nentin’izy ireo tany amin’i Mosesy ny tranolay masina+ niaraka tamin’ny lamban’ilay izy+ sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy: Ny faraingo kely,+ ny rafitra,+ ny barany,+ ny andry sy ny faladiany hitsatohany;+