Eksodosy 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia ataovy eo anoloan’ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny alitara volamena ho an’ny emboka manitra,+ ary apetaho eo amin’ny toerany ny lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 40:5 Fandalinana, Boky 1,
5 Dia ataovy eo anoloan’ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny alitara volamena ho an’ny emboka manitra,+ ary apetaho eo amin’ny toerany ny lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay.+