Eksodosy 40:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hosory toy ny nanosoranao ny rainy izy ireo,+ mba hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako. Noho izany fanosorana izany, dia ho afaka hanao ny asa fisoronana foana izy ireo, hatramin’ny taranany fara aman-dimby.”+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 40:15 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
15 Hosory toy ny nanosoranao ny rainy izy ireo,+ mba hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako. Noho izany fanosorana izany, dia ho afaka hanao ny asa fisoronana foana izy ireo, hatramin’ny taranany fara aman-dimby.”+