Eksodosy 40:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nanangana ny tranolay i Mosesy, dia napetrany ireo faladiany,+ natsangany ireo rafitra,+ natsofony ireo barany,+ ary natsangany ireo andry.
18 Rehefa nanangana ny tranolay i Mosesy, dia napetrany ireo faladiany,+ natsangany ireo rafitra,+ natsofony ireo barany,+ ary natsangany ireo andry.