Levitikosy 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby, eo anatrehan’i Jehovah, ny anti-panahy* eo amin’ny vahoaka. Ary hovonoina eo anatrehan’i Jehovah ilay omby. Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:15 Fandalinana, Boky 1,
15 Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby, eo anatrehan’i Jehovah, ny anti-panahy* eo amin’ny vahoaka. Ary hovonoina eo anatrehan’i Jehovah ilay omby.