Levitikosy 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 na izay zavatra nianianany lainga. Honerany manontolo izany,+ sady mbola hampiany ampahadimin’ny vidiny. Homeny an’ilay tompony izany amin’ny andro ahitana fa meloka izy.
5 na izay zavatra nianianany lainga. Honerany manontolo izany,+ sady mbola hampiany ampahadimin’ny vidiny. Homeny an’ilay tompony izany amin’ny andro ahitana fa meloka izy.