28 Dia nalain’i Mosesy teny an-tanan’izy ireo izany ka nodorany teo ambony alitara, teo ambonin’ny fanatitra dorana, mba hidona-tsetroka. Sorona atao mba hanendrena mpisorona izany, ho hanitra mahafinaritra. Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.