15 Ary hoentin’izy ireo ny fe izay anjara masina, sy ny tratra atao fanatitra ahetsiketsika, ary ny taviny amin’ny fanatitra atao anaty afo, mba hahetsiketsika ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah. Ary ho anjaranao sy ny zanakao foana izany,+ araka ny didy nomen’i Jehovah.”