25 Hovonoiny avy eo ilay ondrilahy kely atao fanatitra noho ny heloka. Dia hakany ny ran’ilay fanatitra noho ny heloka, ka hataony eo amin’ny ravintsofina ankavanan’ilay olona midio sy eo amin’ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana.+