Levitikosy 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Haka domohina roa na zana-boromailala roa izy amin’ny andro fahavalo,+ ka hankeo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana. Ary homeny ny mpisorona izany.
14 Haka domohina roa na zana-boromailala roa izy amin’ny andro fahavalo,+ ka hankeo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana. Ary homeny ny mpisorona izany.