Nomery 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny taranak’i Zebolona+ dia nalahatra araka ny anarany sy ny fianakaviany ary ny fianakaviambeny. Nisaina ny lehilahy rehetra 20 taona no ho miakatra efa afaka nanompo tao amin’ny tafika,
30 Ny taranak’i Zebolona+ dia nalahatra araka ny anarany sy ny fianakaviany ary ny fianakaviambeny. Nisaina ny lehilahy rehetra 20 taona no ho miakatra efa afaka nanompo tao amin’ny tafika,