Nomery 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 fa ahy ny lahimatoa rehetra.+ Tamin’ilay andro namonoako ny lahimatoa rehetra tany Ejipta,+ dia nohamasiniko ho ahy izay lahy teraka voalohany rehetra teo amin’ny Israely, na olona na biby.+ Dia ho ahy ireny. Izaho no Jehovah.” Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:13 Fandalinana, Boky 2,
13 fa ahy ny lahimatoa rehetra.+ Tamin’ilay andro namonoako ny lahimatoa rehetra tany Ejipta,+ dia nohamasiniko ho ahy izay lahy teraka voalohany rehetra teo amin’ny Israely, na olona na biby.+ Dia ho ahy ireny. Izaho no Jehovah.”