Nomery 3:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary ny andraikitry ny taranak’i Gersona+ tao amin’ny tranolay fihaonana dia ny nikarakara ny tranolay,+ ny rakotra,+ ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana* mankao amin’ny tranolay fihaonana,
25 Ary ny andraikitry ny taranak’i Gersona+ tao amin’ny tranolay fihaonana dia ny nikarakara ny tranolay,+ ny rakotra,+ ny lamba fanakonana+ an’ilay fidirana* mankao amin’ny tranolay fihaonana,