Nomery 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ahy izay lahy teraka voalohany rehetra eo amin’ny Israelita, na olona na biby.+ Nohamasiniko ho ahy izy ireo tamin’ilay andro namonoako ny lahimatoa rehetra tany Ejipta.+
17 Fa ahy izay lahy teraka voalohany rehetra eo amin’ny Israelita, na olona na biby.+ Nohamasiniko ho ahy izy ireo tamin’ilay andro namonoako ny lahimatoa rehetra tany Ejipta.+