Nomery 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia tezitra be i Mosesy, ka hoy izy tamin’i Jehovah: “Aza jerena akory ny fanatitra varimbazaha atolotr’ireo. Na ampondra iray aza tsy nalaiko taminy, ary tsy nisy nasiako ratsy ry zareo.”+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:15 Fandalinana, Boky 1,
15 Dia tezitra be i Mosesy, ka hoy izy tamin’i Jehovah: “Aza jerena akory ny fanatitra varimbazaha atolotr’ireo. Na ampondra iray aza tsy nalaiko taminy, ary tsy nisy nasiako ratsy ry zareo.”+