Nomery 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitsimoka ny tehin’izay lehilahy hofidiko,+ ka hatsahatro ny fimenomenonan’ny Israelita,+ izay mimenomenona amiko sy aminareo koa.”+
5 Ary hitsimoka ny tehin’izay lehilahy hofidiko,+ ka hatsahatro ny fimenomenonan’ny Israelita,+ izay mimenomenona amiko sy aminareo koa.”+