Nomery 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Avereno eo anoloan’ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny tehin’i Arona,+ fa hotehirizina eo izy io ho fampitandremana+ ho an’izay zatra mikomy,+ mba tsy himenomenona amiko intsony izy ireo, ka tsy ho faty.” Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:10 Fandalinana,
10 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Avereno eo anoloan’ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny tehin’i Arona,+ fa hotehirizina eo izy io ho fampitandremana+ ho an’izay zatra mikomy,+ mba tsy himenomenona amiko intsony izy ireo, ka tsy ho faty.”