Nomery 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fanomezana masina rehetra izay homen’ny Israelita an’i Jehovah,+ dia efa nomeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy. Ho anjaranareo foana izany.+ Fifanekena maharitra* ataon’i Jehovah aminao sy ny taranakao izany.” Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:19 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
19 Ny fanomezana masina rehetra izay homen’ny Israelita an’i Jehovah,+ dia efa nomeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy. Ho anjaranareo foana izany.+ Fifanekena maharitra* ataon’i Jehovah aminao sy ny taranakao izany.”