Nomery 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia niala teo anatrehan’ny fiangonana i Mosesy sy Arona ka nankeo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana, ary niankohoka tamin’ny tany. Dia niseho tamin’izy ireo ny voninahitr’i Jehovah.+
6 Dia niala teo anatrehan’ny fiangonana i Mosesy sy Arona ka nankeo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana, ary niankohoka tamin’ny tany. Dia niseho tamin’izy ireo ny voninahitr’i Jehovah.+