Nomery 20:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nankany Ejipta+ ny razambenay, ka nipetraka tany nandritra ny taona* maro+ izahay. Dia nampijalin’ny Ejipsianina izahay sy ny razambenay.+
15 Nankany Ejipta+ ny razambenay, ka nipetraka tany nandritra ny taona* maro+ izahay. Dia nampijalin’ny Ejipsianina izahay sy ny razambenay.+