Nomery 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nohenoin’i Jehovah àry ny Israely ka nataony resin’izy ireo ny Kananita. Dia naringan’izy ireo ny Kananita sy ny tanànany. Koa nataon’izy ireo hoe Horma*+ ny anaran’ilay toerana.
3 Nohenoin’i Jehovah àry ny Israely ka nataony resin’izy ireo ny Kananita. Dia naringan’izy ireo ny Kananita sy ny tanànany. Koa nataon’izy ireo hoe Horma*+ ny anaran’ilay toerana.