Nomery 21:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Hahita loza ianao, ry Moaba! Ho ringana ianareo, ry vahoakan’i Kemosy!+ Tsy ho afa-manoatra izy mahita ny zanany lahy mandositra, sy mahita ny zanany vavy entin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita ho babo. Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:29 Fandalinana, Boky 1,
29 Hahita loza ianao, ry Moaba! Ho ringana ianareo, ry vahoakan’i Kemosy!+ Tsy ho afa-manoatra izy mahita ny zanany lahy mandositra, sy mahita ny zanany vavy entin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita ho babo.