Nomery 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny zanakalahin’i Eliaba kosa dia i Nemoela sy Datana ary Abirama. Solontenan’ny fiangonana i Datana sy Abirama, ary izy roa lahy ireo ilay niaraka tamin’ny antokon’i Kora+ niady tamin’i Mosesy+ sy Arona, tamin’izy ireo niady tamin’i Jehovah.+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:9 Fandalinana, Boky 1,
9 Ny zanakalahin’i Eliaba kosa dia i Nemoela sy Datana ary Abirama. Solontenan’ny fiangonana i Datana sy Abirama, ary izy roa lahy ireo ilay niaraka tamin’ny antokon’i Kora+ niady tamin’i Mosesy+ sy Arona, tamin’izy ireo niady tamin’i Jehovah.+