Nomery 26:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Izay foko lehibe kokoa dia tokony homenao lova lehibe kokoa, ary izay foko kely kokoa dia tokony homenao lova kely kokoa.+ Tokony ho arakaraka ny isan’ny voasoratra anarana ny lova homena ny foko tsirairay.
54 Izay foko lehibe kokoa dia tokony homenao lova lehibe kokoa, ary izay foko kely kokoa dia tokony homenao lova kely kokoa.+ Tokony ho arakaraka ny isan’ny voasoratra anarana ny lova homena ny foko tsirairay.