Nomery 26:62 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Nisy 23 000 no voasoratra anarana rehetra, dia ny lahy rehetra iray volana no ho miakatra.+ Tsy nosoratana anarana niaraka tamin’ny Israelita mantsy izy ireo,+ satria tsy tokony homena lova teo amin’ny Israelita.+
62 Nisy 23 000 no voasoratra anarana rehetra, dia ny lahy rehetra iray volana no ho miakatra.+ Tsy nosoratana anarana niaraka tamin’ny Israelita mantsy izy ireo,+ satria tsy tokony homena lova teo amin’ny Israelita.+