Nomery 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Lazao amin’ny Israelita izao didy izao: ‘Tandremo sao hadinonareo ny manolotra ny fanatitra, izany hoe ny sakafo tokony homena ahy. Tsy maintsy atolotra amin’ny fotoana voatondro ny fanatitra atao anaty afo, mba ho hanitra mahafinaritra* ahy.’+
2 “Lazao amin’ny Israelita izao didy izao: ‘Tandremo sao hadinonareo ny manolotra ny fanatitra, izany hoe ny sakafo tokony homena ahy. Tsy maintsy atolotra amin’ny fotoana voatondro ny fanatitra atao anaty afo, mba ho hanitra mahafinaritra* ahy.’+