Nomery 29:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Manolora koa osilahy kely iray ho fanatitra noho ny ota, ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka sy ny fanatitra varimbazaha miaraka aminy. Hampiarahina amin’ny fanatitra zava-pisotro daholo ireo.+
19 Manolora koa osilahy kely iray ho fanatitra noho ny ota, ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka sy ny fanatitra varimbazaha miaraka aminy. Hampiarahina amin’ny fanatitra zava-pisotro daholo ireo.+