39 “‘Ireo no hatolotrareo ho an’i Jehovah mandritra an’ireo fety fanaonareo,+ ho fanatitra dorana+ sy fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ ary sorona iombonana,+ ankoatra ny fanatitra fanefana voady+ sy ny fanatitra an-tsitrapo atolotrareo.’”+