Nomery 30:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha mandrara azy anefa ny vadiny amin’ilay andro ahenoany an’ilay izy, dia azon’ilay vadiny foanana ilay voady, na ilay fampanantenana maimaika nataon’ilay vehivavy.+ Ary hamela ny helok’ilay vehivavy i Jehovah. Nomery Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 30:8 w04 1/8 27 Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:8 Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/2004, p. 27
8 Raha mandrara azy anefa ny vadiny amin’ilay andro ahenoany an’ilay izy, dia azon’ilay vadiny foanana ilay voady, na ilay fampanantenana maimaika nataon’ilay vehivavy.+ Ary hamela ny helok’ilay vehivavy i Jehovah.