-
Nomery 30:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Raha tsy manakana azy mihitsy anefa ny vadiny rehefa mandeha ny fotoana, dia mampanan-kery ny voady rehetra nataon’ilay vehivavy izy, na ny voadiny rehetra hoe hifady zavatra. Mampanan-kery an’izany ilay lehilahy, satria tsy nanakana azy tamin’ilay andro nahenoany an’ilay vehivavy nanao an’ilay voady.
-