-
Nomery 32:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Fa raha tsy manao an’izany kosa ianareo, dia manota amin’i Jehovah. Raha manota anefa ianareo, dia fantaro fa hizaka ny vokatr’izany ianareo.
-