Nomery 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Niainga avy tao Pihahirota izy ireo taorian’izay, dia namakivaky teo afovoan’ny ranomasina+ mba hankany an-tany efitra.+ Nandeha lalana telo andro tany an-tany efitr’i Etama+ izy ireo, dia nitoby tao Mara.+ Nomery Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:8 Fandalinana, Boky 1,
8 Niainga avy tao Pihahirota izy ireo taorian’izay, dia namakivaky teo afovoan’ny ranomasina+ mba hankany an-tany efitra.+ Nandeha lalana telo andro tany an-tany efitr’i Etama+ izy ireo, dia nitoby tao Mara.+