-
Nomery 36:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Lasa vadin’ny lehilahy tao amin’ny fianakavian’ny taranak’i Manase, zanak’i Josefa, izy ireo. Amin’izay dia hijanona ao amin’ny fokon’ny fianakavian’ny rainy ihany ny lovan’izy ireo.
-