-
Deoteronomia 2:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ny taranak’i Esao mipetraka any Seira sy ny Moabita any Ara koa mantsy namela ahy handalo tao amin’ny taniny, mandra-piampitako ny Reniranon’i Jordana mba ho any amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitray anay.’
-