Deoteronomia 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Aza manao sary sokitra+ ho anao, na manamboatra zavatra mitovy bika amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:8 Fandalinana, Boky 2,
8 “‘Aza manao sary sokitra+ ho anao, na manamboatra zavatra mitovy bika amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany.