-
Deoteronomia 11:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tany voakarakaran’i Jehovah Andriamanitrareo tsara io tany io. Eo amin’izy io foana ny mason’i Jehovah Andriamanitrareo, hatramin’ny fiandohan’ny taona ka hatramin’ny faran’ny taona.
-