Deoteronomia 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa miampita an’i Jordana+ ianareo ka mipetraka ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo ho fanananareo, dia harovany amin’ny fahavalonareo rehetra manodidina anareo ianareo, ka hiadana sy hilamina.+
10 Rehefa miampita an’i Jordana+ ianareo ka mipetraka ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrareo ho fanananareo, dia harovany amin’ny fahavalonareo rehetra manodidina anareo ianareo, ka hiadana sy hilamina.+