Deoteronomia 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Rehefa itarin’i Jehovah Andriamanitrao ny taninao,+ araka ny efa nampanantenainy anao,+ ka te hihinan-kena ianao, dia mahazo mihinan-kena ianao isaky ny te hihinana.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:20 Fandalinana, Boky 1,
20 “Rehefa itarin’i Jehovah Andriamanitrao ny taninao,+ araka ny efa nampanantenainy anao,+ ka te hihinan-kena ianao, dia mahazo mihinan-kena ianao isaky ny te hihinana.+