Deoteronomia 12:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Any ianao no hanolotra ny fanatitra dorana, dia ny hena sy ny ra,+ eo amin’ny alitaran’i Jehovah Andriamanitrao. Dia araraho eo anilan’ny alitaran’i+ Jehovah Andriamanitrao ny ran’ny sorona hoentinao, fa ny henany kosa azonao hanina. Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:27 Fandalinana, Boky 1,
27 Any ianao no hanolotra ny fanatitra dorana, dia ny hena sy ny ra,+ eo amin’ny alitaran’i Jehovah Andriamanitrao. Dia araraho eo anilan’ny alitaran’i+ Jehovah Andriamanitrao ny ran’ny sorona hoentinao, fa ny henany kosa azonao hanina.